Posté sur décembre 22, 2007 par avylavitra
Mitaraina daholo ny rehetra noho ny tsy fisian’ny orana, na JI.RA.MA, na olon-tsotra mpamboly fa taraiky be ny orana tamin’ity taona ity. Eo am-piterahana ny vary amin’iny lemak’iBetsimitatatra iny amin’izao fotoana, nefa ny rano tsy ampy. Raha tsara sy nahafinaritra ny vokatra tamin’ny taona 2006 iny dia ahiana ny hidinan’izany ho very sasaka amin’ity taona [...]
Archivé sous: Andavanandrom-piainana | 6 Commentaires »
Posté sur décembre 22, 2007 par avylavitra
Hifarana ity ny taona. Raha somary nafana be ny andro noho ny orana nihantona, dia toa nanaraka izany koa ny hafanan’ny fanomanan’ny Malagasy ny fetin’ny faran’ny taona. Tsy misy hodiavina Analakely sy ny manodidina azy. Toa zary lasa tokotany filalaovan’ny mpivarotra sy ny mpividy ifanaovana fangalam-piery ny araben’Antananarivo. Manomboka amin’ireo sakelika rehetra mitondra anao hiditra [...]
Archivé sous: Andavanandrom-piainana | 2 Commentaires »