Omaly alina dia nisy fiara nirimorimo teo anoloan’ny Look’s Andravoahangy. Nifaoka tovolahy iray izy tamin’izany ary tao anatin’ny fandosirany dia mbola nandona fiaran’olon-kafa koa. Ny tsy nampoiziny anefa dia nirohotra nanenjika azy ny lehilahy teo an-tanana rehefa nahita fa vaky ny kodiaran’io fiara nandona io ary latsaka koa ny takelaka nisy ny laharan’ilay fiara. Tratra [...]
Archivé sous: Andavanandrom-piainana | Tagué : andraikitra, fiara, loza | Laisser un commentaire »




